Salama daholo. Asiantsika live kely amin'ny herinandro ambony ho an'izay vonona, afaka mametraka fanontaniana ianareo sy mandray traikefa en direct mandritra ny live.
Ataontsika ny Mardi 6 octobre ohatra ilay izy. Amin'ny ora entre 17-19h raha mety amintsika